-
Salamo 35:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Aoka kosa hihoby ireo faly mahita ahy manao ny marina;
Enga anie izy ireo hilaza foana hoe:
“Hankalazaina anie i Jehovah, izay faly erỳ rehefa miadana ny mpanompony!”+
-