5 “Miverena any amin’i Hezekia mpitarika ny vahoakako, dia lazao aminy hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah, Andriamanitr’i Davida razambenao: “Efa henoko ny vavaka nataonao, ary efa hitako ny ranomasonao.+ Koa hanasitrana anao aho,+ dia hiakatra any an-tranon’i Jehovah ianao rahafakampitso.+