-
Salamo 31:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Tsy nanolotra ahy teo an-tanan’ny fahavalo ianao,
Fa mampijoro ahy eo amin’ny toerana tsy mampidi-doza.*
-
-
Jeremia 20:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Mihirà ho an’i Jehovah! Miderà an’i Jehovah!
Fa mamonjy ny mahantra avy eo an-tanan’ny mpanao ratsy izy.
-