Salamo 22:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana ianao no nahafoy ahy?+ Nahoana no lavitra ahy ianao, ka tsy mamonjy ahySady tsy mihaino ny fitarainako?+ Jaona 12:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Mitebiteby be aho izany!+ Inona àry no holazaiko? Ray ô, vonjeo ho afaka amin’izao ora izao aho.+ Nefa dia noho izao ora izao no nahatongavako.
22 Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana ianao no nahafoy ahy?+ Nahoana no lavitra ahy ianao, ka tsy mamonjy ahySady tsy mihaino ny fitarainako?+
27 Mitebiteby be aho izany!+ Inona àry no holazaiko? Ray ô, vonjeo ho afaka amin’izao ora izao aho.+ Nefa dia noho izao ora izao no nahatongavako.