-
Salamo 40:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Jehovah ô, aza mandà tsy hamindra fo amiko.
Enga anie hiaro ahy foana ny fitiavanao sy ny tsy fivadihanao ary ny fahamarinanao!+
-