1 Tantara 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nampidirina tao amin’ny tranolay àry ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra ka napetraka tao.+ Natsangan’i Davida ho an’ilay Vata io tranolay io. Dia nanolotra fanatitra dorana sy sorona iombonana teo anatrehan’Andriamanitra ny olona.+ Salamo 78:68, 69 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 68 Fa ny fokon’i Joda+ no nofidiny,Dia ny Tendrombohitra Ziona, izay tiany.+ 69 Nataony maharitra toy ny lanitra* ny toerany masina,+Toy ny tany izay nataony mafy orina mandrakizay.+
16 Nampidirina tao amin’ny tranolay àry ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra ka napetraka tao.+ Natsangan’i Davida ho an’ilay Vata io tranolay io. Dia nanolotra fanatitra dorana sy sorona iombonana teo anatrehan’Andriamanitra ny olona.+
68 Fa ny fokon’i Joda+ no nofidiny,Dia ny Tendrombohitra Ziona, izay tiany.+ 69 Nataony maharitra toy ny lanitra* ny toerany masina,+Toy ny tany izay nataony mafy orina mandrakizay.+