-
Salamo 84:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Na ny vorona aza mahita trano any,
Ary ny sidintsidina mahita akany
Hikarakarany ny zanany
Eny akaikin’ny alitaranao be voninahitra, ry Jehovah Tompon’ny tafika ô,
Ry Mpanjakako sy Andriamanitro!
-