Joba 13:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nahoana ianao no manafina ny tarehinao,+Ka mihevitra ahy ho fahavalonao?+ Salamo 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Jehovah ô, mandra-pahoviana ianao no hanadino ahy? Ho mandrakizay ve? Mandra-pahoviana ianao no hihodina tsy hijery ahy?*+ Salamo 88:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nahoana ianao no manary ahy,+ Jehovah ô? Nahoana ianao no mihodina tsy hijery ahy?*+
13 Jehovah ô, mandra-pahoviana ianao no hanadino ahy? Ho mandrakizay ve? Mandra-pahoviana ianao no hihodina tsy hijery ahy?*+