Isaia 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa misy zaza teraka ho antsika,+Zazalahy no homena antsika,Ary ho eo am-pelatanany* ny fahefana.*+ Ny anarany hatao hoe Mpanolo-tsaina Mahagaga,+ Andriamanitra Mahery,+ Ray Mandrakizay, Andrianan’ny Fiadanana.
6 Fa misy zaza teraka ho antsika,+Zazalahy no homena antsika,Ary ho eo am-pelatanany* ny fahefana.*+ Ny anarany hatao hoe Mpanolo-tsaina Mahagaga,+ Andriamanitra Mahery,+ Ray Mandrakizay, Andrianan’ny Fiadanana.