-
Hebreo 1:8, 9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Hoy anefa izy momba ny Zanaka: “Andriamanitra no seza fiandriananao+ mandrakizay mandrakizay, ary ny tehin’ny Fanjakanao dia tehina mampanjaka ny rariny.* 9 Tianao ny fahamarinana, fa halanao ny fandikan-dalàna. Izany no nahatonga an’Andriamanitra, ilay Andriamanitrao, hanosotra anao+ menaka mahafalifaly mihoatra noho ireo namanao.”+
-