Eksodosy 14:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nojeren’i Jehovah avy tao amin’ilay andry afo sady andry rahona+ ny Ejipsianina, tamin’ny fiambenana maraina,* ka nataony nifanaritaka.
24 Nojeren’i Jehovah avy tao amin’ilay andry afo sady andry rahona+ ny Ejipsianina, tamin’ny fiambenana maraina,* ka nataony nifanaritaka.