Deoteronomia 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa vahoaka masina ianareo amin’i Jehovah Andriamanitrareo, ary nofidin’i Jehovah Andriamanitrareo avy tamin’ny firenena rehetra etỳ ambonin’ny tany, mba ho vahoakany sy ho fananany manokana.*+ Malakia 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Efa nasehoko anareo hoe tiako ianareo”,+ hoy i Jehovah. Hoy anefa ianareo: “Inona no porofo fa tia anay ianao?” Dia hoy i Jehovah: “Angaha moa tsy rahalahin’i Jakoba i Esao?+ I Jakoba anefa no tiako,
6 Fa vahoaka masina ianareo amin’i Jehovah Andriamanitrareo, ary nofidin’i Jehovah Andriamanitrareo avy tamin’ny firenena rehetra etỳ ambonin’ny tany, mba ho vahoakany sy ho fananany manokana.*+
2 “Efa nasehoko anareo hoe tiako ianareo”,+ hoy i Jehovah. Hoy anefa ianareo: “Inona no porofo fa tia anay ianao?” Dia hoy i Jehovah: “Angaha moa tsy rahalahin’i Jakoba i Esao?+ I Jakoba anefa no tiako,