Salamo 89:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Iza no olona velona ka tsy ho faty mihitsy?+ Afaka mamonjy ny tenany tsy ho voagejan’ny* Fasana* ve izy? (Sela)
48 Iza no olona velona ka tsy ho faty mihitsy?+ Afaka mamonjy ny tenany tsy ho voagejan’ny* Fasana* ve izy? (Sela)