Mpitoriteny 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Na ny hendry mantsy na ny adala, dia tsy hoe hotsaroana foana.+ Samy ho hadino daholo ny olona, rehefa any aoriana any. Ary ahoana no hahafatesan’ny hendry? Mitovy amin’ny hahafatesan’ny adala ihany.+ Romanina 5:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
16 Na ny hendry mantsy na ny adala, dia tsy hoe hotsaroana foana.+ Samy ho hadino daholo ny olona, rehefa any aoriana any. Ary ahoana no hahafatesan’ny hendry? Mitovy amin’ny hahafatesan’ny adala ihany.+