-
Jakoba 1:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Fa rehefa miposaka ny masoandro ka tena mandoro ny hafanany, dia malazo ny zavamaniry ka mihintsana ny voniny ary levona ny hatsaran-tarehiny. Halazo hoatr’izany koa izay mpanankarena variana mikatsaka harena.+
-