Salamo 39:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Anarinao ny olona, ka sazinao noho ny fahadisoany;+Ataonao potipotika toy ny nohanin’ny bibikely* ny zavatra sarobidy aminy. Toy ny fofonaina fotsiny ny olombelona rehetra.+ (Sela)
11 Anarinao ny olona, ka sazinao noho ny fahadisoany;+Ataonao potipotika toy ny nohanin’ny bibikely* ny zavatra sarobidy aminy. Toy ny fofonaina fotsiny ny olombelona rehetra.+ (Sela)