1 Samoela 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 I Jehovah no mamono mahafaty sy mitsimbina ny aina;*Izy no mampidina any amin’ny Fasana,* sy mampiakatra avy any.+ Joba 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Toy ny rahona misava ka manjavona,Dia tsy hiakatra intsony izay midina any amin’ny Fasana.*+
6 I Jehovah no mamono mahafaty sy mitsimbina ny aina;*Izy no mampidina any amin’ny Fasana,* sy mampiakatra avy any.+