Joba 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 sady niteny hoe: “Nitanjaka no nivoahako avy tao an-kibon-dreniko,Ary mitanjaka no hiverenako any.+ I Jehovah no nanome,+ ary i Jehovah no naka. Hoderaina foana anie ny anaran’i Jehovah!” Mpitoriteny 5:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mitanjaka ny olona rehefa nivoaka avy tao an-kibon-dreniny, ary toy izany koa izy rehefa maty.+ Tsy afaka mitondra na inona na inona avy amin’ny asa mafy nataony izy.+ 1 Timoty 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
21 sady niteny hoe: “Nitanjaka no nivoahako avy tao an-kibon-dreniko,Ary mitanjaka no hiverenako any.+ I Jehovah no nanome,+ ary i Jehovah no naka. Hoderaina foana anie ny anaran’i Jehovah!”
15 Mitanjaka ny olona rehefa nivoaka avy tao an-kibon-dreniny, ary toy izany koa izy rehefa maty.+ Tsy afaka mitondra na inona na inona avy amin’ny asa mafy nataony izy.+