21 “Raha mivoady amin’i Jehovah Andriamanitrao ianao,+ dia aza miandry ela be vao manatanteraka an’ilay voady.+ Tena hotakin’i Jehovah Andriamanitrao aminao mantsy ny hanefanao an’ilay izy. Raha tsy manefa an’ilay izy ianao, dia ho fahotana ho anao izany.+