-
Genesisy 9:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Nitso-drano an’i Noa sy ny zanany Andriamanitra, ka niteny taminy hoe: “Miteraha maro, dia mihabetsaha ka mamenoa ny tany.+ 2 Mbola hatahotra anareo foana ny bibidia rehetra eny ambonin’ny tany, sy ny biby manidina rehetra eny amin’ny lanitra, sy izay rehetra mifamezivezy eny ambonin’ny tany, ary ny trondro rehetra any an-dranomasina. Dia hanjaka amin’ireny ianareo.*+
-