Salamo 32:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 40:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tsy voaisa ny loza manodidina ahy.+ Be loatra ny fahadisoana vitako ka tsy hitako izay lalan-kizorana;+Maro noho ny volon-dohako ireny,Ka kivy aho.
12 Tsy voaisa ny loza manodidina ahy.+ Be loatra ny fahadisoana vitako ka tsy hitako izay lalan-kizorana;+Maro noho ny volon-dohako ireny,Ka kivy aho.