Salamo 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Iantrao* aho, Jehovah ô, fa mihareraka. Sitrano aho, Jehovah ô,+ fa mangozohozo ny taolako. Salamo 38:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Marary ny vatako manontolo* satria tezitra ianao. Nanota aho ka tsy milamin-tsaina mihitsy.*+ Isaia 57:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao