FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 25:32, 33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Dia hoy i Davida tamin’i Abigaila: “Hoderaina anie i Jehovah Andriamanitry ny Israely, ilay naniraka anao androany mba hihaona amiko! 33 Hotahina anie ianao noho ny fahendrenao! Ary hotahina anie ianao, satria nosakananao aho androany mba tsy ho meloka ho nandatsa-dra+ sy tsy hamaly faty!*

  • Ohabolana 24:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Tari-dalana tsara* no ilainao rehefa handeha hiady,+

      Ary handresy* izay manana mpanolo-tsaina* maro.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara