-
1 Timoty 5:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Tokony hampidirina ao amin’ny lisitry ny vehivavy mpitondratena izay maty vady, raha toa izy ka 60 taona no ho miakatra, nanambady tokana, 10 malaza ho nanao asa tsara,+ ohatra hoe nitaiza tsara an’ireo zanany,+ tia nandray vahiny,+ nanasa ny tongotry ny olona masina,+ nanampy olona nijaly,+ ary nazoto tamin’ny asa tsara rehetra.
-