FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 13:22, 23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Dia hoy i Manoa tamin’ny vadiny: “Tena ho faty isika, satria nahita an’Andriamanitra.”+ 23 Fa hoy ny vadiny: “Raha tian’i Jehovah ho faty isika, dia tsy ho nekeny ny fanatitra dorana+ sy fanatitra varimbazaha nomentsika. Tsy ho nampiseho tamintsika an’ireny rehetra ireny koa izy, sady tsy ho nilaza tamintsika an’ireny mihitsy.”

  • 1 Samoela 25:30, 31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Rehefa ataon’i Jehovah amin’ny tompoko ny zavatra tsara rehetra nampanantenainy, ary rehefa manendry anao ho mpitarika ny Israely izy,+ 31 dia tsy hanenina* ianao ao am-ponao, satria tsy ho nandatsa-dra tsy amin’antony sady tsy ho namaly faty.*+ Ary mba tsarovy ny mpanompovavinao, rehefa manome zava-tsoa ho an’ny tompoko i Jehovah.”

  • Estera 5:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Raha mba mahazo sitraka amin’ny mpanjaka aho, ka mety amin’ny mpanjaka ny hanome an’izay angatahiko sy tadiaviko, dia mba tongava ianao sy Hamana any amin’ilay fanasana hataoko ho anareo rahampitso. Amin’izay aho no hilaza ny fangatahako.”

  • Titosy 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ampirisiho koa ny vehivavy zokiolona hanana fitondran-tena mendrika ny olona masina, tsy ho mpanendrikendrika, tsy handevozin’ny divay be, fa ho mpampianatra zavatra tsara,

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara