FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 14:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Manamafy orina ny tokantranony ny vehivavy tena hendry,+

      Fa mandrava ny tokantranony kosa ny vehivavy tsisy saina.

  • 1 Timoty 5:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tokony hampidirina ao amin’ny lisitry ny vehivavy mpitondratena izay maty vady, raha toa izy ka 60 taona no ho miakatra, nanambady tokana, 10 malaza ho nanao asa tsara,+ ohatra hoe nitaiza tsara an’ireo zanany,+ tia nandray vahiny,+ nanasa ny tongotry ny olona masina,+ nanampy olona nijaly,+ ary nazoto tamin’ny asa tsara rehetra.

  • Titosy 2:3-5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ampirisiho koa ny vehivavy zokiolona hanana fitondran-tena mendrika ny olona masina, tsy ho mpanendrikendrika, tsy handevozin’ny divay be, fa ho mpampianatra zavatra tsara, 4 mba hahafahany hanoro hevitra* ny vehivavy tanora* ho tia vady aman-janaka, 5 hisaina tsara, hadio fitondran-tena, hazoto hikarakara tokantrano, hanao izay tsara, hanaiky ny vadiny,+ mba tsy hitenenan-dratsy ny tenin’Andriamanitra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara