Genesisy 24:60 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 60 Ary nitso-drano an’i Rebeka izy ireo hoe: “Ry anabavinay ô, enga anie ianao hanan-janaka be dia be,* ary enga anie ho azon’ny taranakao ny vavahadin’izay* mankahala azy!”+ Mpitsara 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy nisy mponina intsony tany amin’ireo tanàna kelin’ny Israely,Tsy nisy olona intsony tany mandra-panendry ahy, dia izaho Debora,+Mandra-panendry ahy ho toy ny reny teo amin’ny Israely.+ 1 Petera 3:3, 4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
60 Ary nitso-drano an’i Rebeka izy ireo hoe: “Ry anabavinay ô, enga anie ianao hanan-janaka be dia be,* ary enga anie ho azon’ny taranakao ny vavahadin’izay* mankahala azy!”+
7 Tsy nisy mponina intsony tany amin’ireo tanàna kelin’ny Israely,Tsy nisy olona intsony tany mandra-panendry ahy, dia izaho Debora,+Mandra-panendry ahy ho toy ny reny teo amin’ny Israely.+