12 Koa notahin’i Jehovah ireo taona faramparany niainan’i Joba, mihoatra noho ny tamin’ny voalohany.+ Dia nanjary nanana ondry 14 000, sy rameva 6 000, sy omby 2 000 ary ampondravavy 1 000 izy.+ 13 Ary lasa nanana zanakalahy fito sy zanakavavy telo hafa koa izy.+