Salamo 37:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 138:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Na avo aza i Jehovah, dia mijery an’izay manetry tena,+Fa izay manambony tena kosa halaviriny.*+ Isaia 57:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jakoba 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Lehibe kokoa anefa ny hatsaram-panahy miavaka* asehon’Andriamanitra. Hoy àry ny Soratra Masina: “Manohitra ny olona manambony tena Andriamanitra,+ fa maneho hatsaram-panahy miavaka amin’ny manetry tena kosa.”+
6 Lehibe kokoa anefa ny hatsaram-panahy miavaka* asehon’Andriamanitra. Hoy àry ny Soratra Masina: “Manohitra ny olona manambony tena Andriamanitra,+ fa maneho hatsaram-panahy miavaka amin’ny manetry tena kosa.”+