Deoteronomia 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “‘Hajao ny rainao sy ny reninao,+ araka ny didy nomen’i Jehovah Andriamanitrao anao, mba ho ela velona ianao, ary mba handeha tsara ny fiainanao eo amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+
16 “‘Hajao ny rainao sy ny reninao,+ araka ny didy nomen’i Jehovah Andriamanitrao anao, mba ho ela velona ianao, ary mba handeha tsara ny fiainanao eo amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+