FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 17:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Mamitaka mihoatra noho ny zava-drehetra ny fo, sady sarotra fehezina.*+

      Iza no mahalala ny momba azy?

  • Marka 7:21-23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Fa avy ao anatin’ny olona, izany hoe avy ao am-pony,+ no mivoaka ny eritreri-dratsy, dia fijangajangana,* halatra, famonoana olona, 22 fanitsakitsaham-bady, faniriana tsy mety afa-po, fanaovan-dratsy, fitaka, fitondran-tena tsy misy henatra,* fitsiriritana,* fanevatevana, fanambonian-tena, ary fanaovana hadalana. 23 Avy ao anatin’ny olona daholo ireo zava-dratsy rehetra ireo, ka mandoto azy.”

  • Efesianina 6:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara