-
Ohabolana 5:12, 13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Dia hilaza ianao amin’izay hoe: “Fa naninona re aho no nankahala anatra e?
Naninona re ny foko no tsy niraharaha fananarana e?
13 Tsy mba nohenoiko ny tenin’ny mpanoro hevitra ahy,
Ary tsy noraharahiako izay nolazain’ny mpampianatra ahy.
-
-
Ohabolana 18:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Tsy tian’ny tsisy saina ny ho lasa mahira-tsaina,
Fa aleony mamoaka ny ao am-pony.+
-