Ohabolana 6:32, 33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Tsy ampy saina* izay manitsakitsa-bady ka mijangajanga amin’ny vehivavy.Manimba tena izay manao an’izany.+ 33 Haradratra sy ho afa-baraka izy,+Ary ho ratsy laza eny foana.+
32 Tsy ampy saina* izay manitsakitsa-bady ka mijangajanga amin’ny vehivavy.Manimba tena izay manao an’izany.+ 33 Haradratra sy ho afa-baraka izy,+Ary ho ratsy laza eny foana.+