-
Ohabolana 3:21, 22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Afantohy amin’izany* foana ny masonao, anaka.
Arovy ny fahendrena sy ny fahaiza-misaina,
22 Fa hahazoanao fiainana izany,
Ary ho firavaka eo amin’ny tendanao.
-