-
Eksodosy 22:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 “Raha misy olona mangalatra omby iray na ondry iray ary mamono na mivarotra azy, dia hanome onitra omby dimy izy ho solon’ilay omby, na ondry efatra ho solon’ilay ondry.+
-
-
Eksodosy 22:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Raha tratra any aminy izay nangalariny sady mbola velona, na omby izany na ampondra na ondry, dia hanome onitra avo roa heny izy.
-