-
Genesisy 39:19, 20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Dia tezitra be ny tompon’i Josefa, raha vao naheno ny tenin’ny vadiny taminy hoe: “Izao sy izao no nataon’ilay mpanomponao tamiko.” 20 Nalain’ny tompony àry i Josefa ka nampidiriny tany am-ponja, tany amin’ilay toerana nasiana an’izay nogadrain’ny mpanjaka. Dia tao am-ponja tao foana izy.+
-