-
Ezekiela 27:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Lamba rongony marevaka avy any Ejipta no nanaovana lain-tsambo ho anao,
Ary kofehy manga sy volonondry volomparasy avy any amin’ny nosy Elisaha+ no natao tafon’ny tokotanin-tsambonao.
-