FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 5:8-11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Ialao lavitra be ny vehivavy toy izany,

      Ary aza manakaiky ny fidirana mankao an-tranony,+

       9 Sao homenao olona ny hajanao,+

      Ary hijinja ny vokany ianao, ka hijaly* mandritra ny taona maro.+

      10 Sao koa ny vahiny no handany ny harenanao,*+

      Ary ho lasan’olon-kafa ny zavatra nisasaranao.

      11 Sao hitaraindraina ianao rehefa ho faty,

      Sy rehefa ho levona ny nofonao sy ny vatanao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara