26 Dia izao no hitako: Mangidy noho ny fahafatesana ny vehivavy hoatran’ny harato famandrihana, nefa koa ny fony toy ny harato tarihina, ary ny tanany toy ny gadra vy. Ny olona mampifaly an’ilay tena Andriamanitra no ho afaka hiala aminy,+ fa ny mpanota kosa azony.+