Jaona 1:1-3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jaona 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Lasa nofo aman-dra àry ny Teny,+ ary nonina tetỳ aminay. Hitanay ny voninahiny, dia voninahitra tahaka ny an’ny zanaka lahitokan’ny+ ray. Tena nankasitrahan’Andriamanitra* izy ary nampianatra ny fahamarinana.
14 Lasa nofo aman-dra àry ny Teny,+ ary nonina tetỳ aminay. Hitanay ny voninahiny, dia voninahitra tahaka ny an’ny zanaka lahitokan’ny+ ray. Tena nankasitrahan’Andriamanitra* izy ary nampianatra ny fahamarinana.