-
Ohabolana 7:18, 19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Andao isika hiara-higoka ny hamamin’ny fitiavana, mandra-paharainan’ny andro.
Andao isika haka fahafinaretana amin’ny fifanehoam-pitiavana.
19 Tsy ao an-trano mantsy ny vadiko,
Fa nandeha lavitra be.
-