FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 18:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary hoy i Jesosy: “Niteny teny imason’ny olona rehetra aho. Nampianatra tao amin’ny synagoga sy ny tempoly foana koa aho,+ dia tany amin’izay nivorian’ny Jiosy rehetra. Tsy niafinafina mihitsy aho rehefa niteny.

  • Asan’ny Apostoly 20:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary tsy nisalasala aho nilaza taminareo an’izay rehetra nahasoa, sy nampianatra anareo ampahibemaso+ sy isan-trano.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara