Ohabolana 20:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy miasa tany ny kamo amin’ny ririnina,Ka hangataka izy amin’ny fotoam-pijinjana rehefa tsy manana na inona na inona.*+ Mpitoriteny 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ny hakamoana be loatra no mahatonga ny hazo manohana ny tafo hiletsy,* ary ny hakamoan’ny tanana no mampitete ny tafo.+
4 Tsy miasa tany ny kamo amin’ny ririnina,Ka hangataka izy amin’ny fotoam-pijinjana rehefa tsy manana na inona na inona.*+
18 Ny hakamoana be loatra no mahatonga ny hazo manohana ny tafo hiletsy,* ary ny hakamoan’ny tanana no mampitete ny tafo.+