-
Ohabolana 5:12, 13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Dia hilaza ianao amin’izay hoe: “Fa naninona re aho no nankahala anatra e?
Naninona re ny foko no tsy niraharaha fananarana e?
13 Tsy mba nohenoiko ny tenin’ny mpanoro hevitra ahy,
Ary tsy noraharahiako izay nolazain’ny mpampianatra ahy.
-
-
Jaona 3:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Fa izay zatra manao ratsy dia mankahala ny mazava sady tsy manatona ny mazava, sao hibaribary ny ataony.
-