Salamo 91:15, 16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hiantso ahy izy, dia hamaly azy aho.+ Ho eo akaikiny aho rehefa mijaly izy.+ Hamonjy azy aho ary hanome voninahitra azy. 16 Hataoko ela velona izy,+Ary hataoko izay hahitany ny asa famonjeko.”*+
15 Hiantso ahy izy, dia hamaly azy aho.+ Ho eo akaikiny aho rehefa mijaly izy.+ Hamonjy azy aho ary hanome voninahitra azy. 16 Hataoko ela velona izy,+Ary hataoko izay hahitany ny asa famonjeko.”*+