Mpitsara 10:13, 14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa ianareo kosa niala tamiko ka nanompo andriamani-kafa.+ Noho izany, dia tsy hamonjy anareo intsony aho.+ 14 Mandehana miantso vonjy any amin’ireo andriamanitra nofidinareo.+ Ireny asaina mamonjy anareo amin’izao manjo anareo izao!”+
13 Fa ianareo kosa niala tamiko ka nanompo andriamani-kafa.+ Noho izany, dia tsy hamonjy anareo intsony aho.+ 14 Mandehana miantso vonjy any amin’ireo andriamanitra nofidinareo.+ Ireny asaina mamonjy anareo amin’izao manjo anareo izao!”+