Levitikosy 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “‘Aza mandehandeha manendrikendrika olona eo amin’ny firenenao.+ Aza mandatsaka ny ran’ny namanao.*+ Izaho no Jehovah. Ohabolana 20:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Mandehandeha mamoaka tsiambaratelo ny mpanendrikendrika.+Aza miarakaraka amin’ny olona tia fosafosa.* Ohabolana 26:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny tenin’ny mpanendrikendrika dia hoatran’ny sakafo matsiro,*Ka tonga dia midina any an-kibo.+
16 “‘Aza mandehandeha manendrikendrika olona eo amin’ny firenenao.+ Aza mandatsaka ny ran’ny namanao.*+ Izaho no Jehovah.
19 Mandehandeha mamoaka tsiambaratelo ny mpanendrikendrika.+Aza miarakaraka amin’ny olona tia fosafosa.*