-
1 Samoela 25:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Nandritra izany fotoana izany, dia nilaza tamin’i Abigaila vadin’i Nabala ny iray tamin’ny mpanompony hoe: “Naniraka olona avy tany an-tany efitra i Davida mba hirary soa ho an’ny tompontsika, kanjo nanambanimbany an-dry zareo izy sady nivazavaza taminy.+
-