-
Salamo 141:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Asio mpiambina ny vavako, Jehovah ô!
Asio mpiambina eo amin’ny varavaran’ny molotro.+
-
-
Ohabolana 21:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Miaro ny tenany tsy hidi-kizo
Ny olona mitandrina an’izay lazain’ny vavany.+
-