Salamo 119:163 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ohabolana 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mankahala ny ratsy izay matahotra an’i Jehovah.+ Halako ny manambony tena, ny mirehareha,+ ny manao ratsy, ary ny mandaingalainga.+ Efesianina 4:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Satria àry efa narianareo ny lainga, dia samia milaza ny marina amin’ny namanareo avy ianareo tsirairay,+ fa rantsambatana mifampiankina isika.+
13 Mankahala ny ratsy izay matahotra an’i Jehovah.+ Halako ny manambony tena, ny mirehareha,+ ny manao ratsy, ary ny mandaingalainga.+
25 Satria àry efa narianareo ny lainga, dia samia milaza ny marina amin’ny namanareo avy ianareo tsirairay,+ fa rantsambatana mifampiankina isika.+